Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Démocrafika
83 %
Derniers commentaires
- Yet another Rabe : Bonjour à tous, À lire : https://lgdi-madagascar.com/2024/04/25/la-une/jirama-l
- Ombiasy : la chute a commencé lorsque tous les fonctionnaires de l’époque coloniale sont (...)
- Ombiasy : la chute a commencé lorsque tous les fonctionnaires de l’époque coloniale sont (...)
- Demokraty : @Isandra Ou est le tramway qui avait été annoncé depuis la transition comme « (...)
- Zora : Yes ! Bien dit👏👏👏👏👏👏👏👏
Tsy manao pôlitika fotsiny tsotra izao aloha rehefa tsy alehany e ! Raha izany mantsy io isan’antoko mihoatra ny 100 sa 200 io mety ho miakatra 1 000 mahery satria « bizina io ka ». Dia ao an-damosin’ny vahoaka ny fandoavana izany rehetra izany ve ??
Ny tena marina koa anie, na ho vatsina na tsy ho vatsina ny mpitondra ny antoko pôlitika, tokony misy zavatra maro no tsy maintsy takiana amin’izy ireny ankohatra ny vola entiny miasa, ohatra alohan’ny itsanganany ho antoko iray :
Manana ny olona & rafitra maha antoko ara-dalàna.
Manana birao foibe misy adiresy mazava & mitombona tsara [tsy miovaova toerana ...].
Manana ratsa-magaika manerana ny faritra 22, ka mipetraka mazava tsara any @ ministeran’ny ati-tany ny isan’olona & ny anarany, fa tsy faly manambara fotsiny hoe misy mahenika ny faritra 22 izahay dia vitan’izay.
Manana karatra ara-dalàna daholo ny mpikambana & ny mpikambana iray tsy mahazo manana [mitondra] karatra mihoatra ny iray an’antoko iray, fa tsy anaran’olona iray dia hita atsy & aroa [leader fanilo-tgv-mapar-...].
Raha misy fivakisan’ilay antoko dia maka anarana hafa noho ny ilay voalohany mihintsy izay nisitaka fa tsy arema X, arema Y, mapar 1, mapar 2, mapar 3, ...
Rahafa misy fiovan’ny olona mpitantana ao @ antoko dia tsy maintsy mampadre, folo andro fara faha keliny, ny ministeran’ny ati-tany.
Tsy maintsy manao karazany “déclarat° de patrimoine” isan-taona ihany koa.
Sns.