Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 11h32
 

Répondre à un commentaire

7 juillet 2017 à 20:20 | cacatoès (#9758)

Tsy hilefitra eo zany ireo eo amin’ny fitondrana ireo fa very andro eo nareo !! Raha milefitra izy dia hafabaraka satria tsy namokatra ny ambony !!
Tsy hilain’ny dago sy ny pokona tsony ny korontana fa raha hendry nareo TIM dia any amin’ny toeran-kafa hanaovana ny fakalazanareo !! Havelao ny mahamasiny raha io no bodony eo fa raha matokin’ny herinareo nareo dia na aiza na aiza hanaovana fietsehana dia mandeha foana io !!

Ry zareo vahoaka madinika a, aza misy manaiky ho hentin’ireo panao polifika ireo manao sorona ny ainareo tsony nareo fa refa tonga eo ange izy ireo dia tsy mahalala nareo tsony e !! Mba misaina !!
Sao matimaty eo fotsiny ohatrany efa nitranga hatrizay !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS