Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 21h07
 

Répondre à un commentaire

21 juin 2017 à 03:11 | cacatoès (#9758)

Ny rarihana dia mba ho tonga any amin’y vilanin’y pokona madinika io vary io fa tsy voazaran’ny panao risoriso sy ny forongony dray !!
Ianao ry ramose prezida no nandray anio vary io dia ianao no tompon’andraikitra ny fizarana azy mba ho tonga any amin’ny tokony hatongavany !! Ianao koa no tokony hanandrana azy voalohany raha tena tsara ho any gasy kely marina izy io ka hasaho misakafo io tsinoa io mba hiara hizara ny vary tsinoa sy ny laoka gasy !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS