Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 03h30
 

Répondre à un commentaire

20 avril 2017 à 13:01 | Behantra (#9165)

I Annick Rajaona aloha dia efa ’limogée’ (ambasadaoro tany Genève i ramatoa)

Toa hoe i rafotsy mae hono no isolo azy (ilay ministra ny raharahambahiny talohan’ny Attalah)

Tsy maintsy misy ny remaniement fa raha tsy izany dia tsy hisy vola ihiditra ao Madagasikara

Izany hoe tsy afaka anao ’propagandy’ i rajao

Asa ra mba narahinareo tsara fa ireo vola nahodin’ny clodinona ireo dia vola natokana itabatambazana ben’i tanana mba anohana tsara ny ’candidat’ rajao

Ary tsy ny be’i tanana ihany fa ny fanoloana any ilay rivo koa

Oatrany tena lavitra izany làlana ho diavin’ny rajao zany ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS