Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 09h26
 

Répondre à un commentaire

18 avril 2017 à 09:29 | I MATORIANDRO (#6033)

Volana sarotrarotra sy sedra mangidy ho an’i mpitondra nifandimby tsy miraharaha vahoaka ny volana May isan-taona !!!

Ho hitantsika eo ny fivoaran’ny toe-draharaha fa raha zay fivoriana tesy sy teroa heno zay no mitombina dia ho ratsy noho izay efa hita teto ny hitranga @ taona ty !

- Efa nisy ny horohoron-tany !!!!!!! ( fanairana ireo matoriandro tena izy !!!)
- Efa nahaforona hira mety tsara @zao toe-draharaha zao ny mpanakanto !!!! ( io ve de tsy ho resy eee !!!)
- Ny vahoaka efa tena tofoka @ ataon’reto mpitondra kitoatoa napetraky ry domelina sy ny forongony reto !!! ( miandry tataka fotsiny)

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS