Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 09h26
 

Répondre à un commentaire

13 avril 2017 à 20:32 | cacatoès (#9758)

Aza mba hazon’ireto vazaha vendrana ireto ihany amin’ity mandatsa anireo gasy mipetraka any frantsa izay manakina ny tsy mety hataon’io firenena io an !! Zany foana no mba vetesina eo foana hoe mandrora ao anaty viliha izay inanana !! Soa ihany fa tsy mipetraka any amin’io tany vendrana io fa tsss ! Ny tany misy anay mbola tsara hiainana lavitra no any amin’ny tanin’ela !! Mba sendra tavavakin’ny soratan’ilay raika eo ambony io fotsiny sinon tsy misy rarahiko an’ela sy tanin’ela mintsy eo na ny kely aza !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS