Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 15h07
 

Répondre à un commentaire

14 janvier 2017 à 12:52 | manga (#6995)

Tena marina ny anao art tsy misy Antony tokony itsivalanana raha ny famaritana ny atao hoe politika amin’ny teny tsotsotra no asian-teny.
Saingy hoy ny mpandrafitra : dia maninona ni lotovina tahak’io voalazanao manaraka io ilay fahamarinana tianao notsipihina ?
Lazainao fa gaigilahy Ra-8 amin’ny tomba fitantanana la nosoranao fotaka ireo solon-tenam-piangonana manana ny hasiny la hitangana ho vavolom-belona ho niharan’ny tsy zaka nampiarina taminy.
Ny filatsahan’ny mpitarika politika do amin’ny fifidianana dia tsy azo idovirana na iza izy na iza ary raha mbola tsy niharana sazy ka tsy mamela azy mandritry ny fotoana voafaritra.
Saingy ny mahasadaikatra ny mpamaky anao dia raha araky ny filazanao dia toy ny tsy vitany mahazo milatsaka ny filoha ankehitriny fa tsy maintsy lany hitondra indray hamita ny « mandat » faharoa.
O ry Rambo a ! F’angaha dia tsentsina daholo ireto mpamaky anao ka izay ho tantarainao eto dia teny midina avy any ami’ilay Avo indrindra ka tsy maintsy ekena ?
Tsia rahavako, manqua tena mba anajain’ny sasany anao.
Ny filatsahana dia tomba iray fa ny vokatra dia ilay vata ihany no mamaritra azy ; ary mahagaga ahy ny itodiana lamosina amin !izany.
Ka raha izay filazanao azy koa inona koa moa ny olana amin’ny filatsahan’ny hafa ka hahalany azy ?
Tsarovy tsaa raha mbola misy ihany ny kely ao aminao.
Tsy azo odian-tsy hits ny « hezaka » atàon’ny fitondrana ankehitriny fa ny engins itondrana an’izany no mampametra-panontaniana.
Tadidio koa fa tamin’ny fifidianana lasa dia niakatra avo dia avo ny harin-karena faobe saingy tsy nifanaraka tamin’izany ny vokatra.
Ka raha hilaza ianao anio fa tsy maintsy izy no ho eo dia la mois titre rites ihany.
Amin’ny tomba tsy miangatra ry Rambo : na ny rano na koa ny jiro izay fototry ny fiainan-dra-olombelona dia tsy hits taratra na dia kely aza ny fivoarana, koa dia inona ny azo ilazana izany¿
Dia ity indray ny zavatra faharoa, lalana manara-penitra ni ahorina amin’ny lalana farany tsara manerana ny nosy saingy ny sisa dia tsy aeo amoiasaina akory na dia main-tany aza.
Anao ny tohiny...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS