Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 03h14
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2016 à 10:56 | valoha (#7124)

Diso mazava loatra fa matoa tsy nangarahara ny fifanarahana tany amboalohany eo @ ny vondrona itsinjaram-pahefana isany sy ny sinoa dia ao raha !
Ahoana moa no hanazavana ny loharanom-bolan’ny fitondrana ankehitriny @ ny fotodrafitr’asa maro isan-karazany vita hatr’izay sy izay hatao sy vinainy ?
Eo no olana goavana indrindra eto Gasikara zao @ ity resaka fampanfdrosoana, Demokrasia, Tany tan-dalana sy ny mihinana ny amaniny rehetra ity !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! Ny harem-pirenena hatrany no toa tantely afa-drakotra ! TSY METY AMINTSIKA MALAGASY IZAO !!!!!!!!!!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS