Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 08h18
 

Répondre à un commentaire

22 septembre 2016 à 19:54 | Vohitra (#7654)

Miarahaba Tompoko,

Faly sy ravo izahay aty antsaha amin’izao fotoana izao, mampidi-dranoketsa amin’ny vary aloha mantsy izahay izao, ary ity antsoina hoe « sommet » ity hono toa hoe karazana masomboly vaovao nohatsaraina izany.

Ary zezika voajanahary mahasolo zezipahitra ve ity hoe « fophonie » ity e ?

Mankasitraka Tompoko

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS