Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 21h47
 

Répondre à un commentaire

22 septembre 2016 à 22:06 | Vohitra (#7654)

Tsarovy fa matoa isika mbola miady hevitra sy miara-mitady ny làlana sy fomba entina hitondrana vahaolana entina hamoahana nyy Firenene a anatin’izao lavaka mangitsoka misy azy izao, dia satria mbola manana tsirim-panantenana ihany isika fa indray andro any dia ho tratra izany hoe Madagasikara hiadam-pinaritra izany, eny fa na dia hoe ho an’ny taranaka fara mandimby ihany aza.

Raha toa moa ka efa very fanantenana tanteraka isika rehetra, dia inona intsony moa no tokony handrasana ka tsy hirosoana amin’ny famongorana tsy amin-tahotra ary tsy hitsinjovan’aina ireo heverina ho tompomarika nampiditra antambo sy fahavoazana mangidy ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS