Kianjan’ny 13 mey
Vaky nandositra i Lecacheur
samedi 12 avril 2008 |
| 1278 visites
« Na higadra na hamoizako ny aiko, tsy hiemotra aho amin'ny fitarihana ny olona etsy amin'ny kianjan'ny 13 mey. Vonona aho na dia rahampitso ihany aza, satria raha ny filazako ny marina no hisamborana ahy ho any amponja tsy olana ».
Isan'ny teny heno tamin'ny fanehoan-kevitra nataon'ingahy Henri Lecacheur tamin'ny mpanao gazety andro vitsy lasa izay. Vaky nandositra anefa ny lehilahy omaly raha vao natazana ny mpitandro ny filaminana saika hisambotra azy teny Analakely. Nifandrotehin'ny olona (...)