Antsiranana
Hilahatra ireo ray aman-drenin’ireo zaza naniha
vendredi 25 avril 2008 |
| 441 visites
« Fanimbana ny taranakay izao fandefasana azy ireo any an-drenivohitra izao ». Izay feo izay no heno niverimberina tamin’ireo ray aman-dreny manana ny zanaka naniha nalefa aty Antananarivo, ka migadra etsy Antanimora sy eny Anjanamasina.
« Tsy fantatra intsony izay mety hiafaran’ny taranakay, indrindra eo amin’ny fahasalamany sy ny sakafo ho haniny. Nahoana no tsy aty amin’ny faritra nihaviany no hitazomana azy fa any amin’ny tany lavitra anay fianakaviany any ? » Noho ireo dia hidina an-dalam-be (...)