Lycée privé ACEEM
Mandalina ny tantaran’i Jaques Rabemananjara ny mpianatra
jeudi 17 avril 2008 |
| 558 visites
Voafidin’ny minisiteran’ny kolotsaina hanatanterahana fampirantiana ny tantaran’atoa Rabemananjara Jaques ny lycée tsy miankina ACEEM etsy Ankadivato, ka nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly maraina teny Ankadivato izany. Ny delegen’ny sampan-draharaha misahana ny taozavatra sy kolotsina ao amin’ny minisitera, atoa Julien Rakotonaivo no tonga teny an-toerana ka nanome ny toromarika sy ny antony nanaovana ity hetsika ity. Mpianatra miisa 450 ao amin’ity lyscée ity no kendrena hahafantatra ny (...)