Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 28 avril 2024
Antananarivo | 12h27
 

Filazana manjo

RAKOTOMAMPIONONA

Noho ny fihavanana, ary amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny mamato-kavana, Ray aman-drenintsika :

RAKOTOMAMPIONONA

Talen’ny Fampandrosoana ny Faritra Imoron’i Mania na DDR 2004 -2019

Dia nody mandry teo amin’ny faha – 77 taonany.

Hoy :

Ny vadiny :
RAVAONIRINA

Ny zanany :
RAKOTOMAMPIONONA Noro Nirina sy Claude

Ny zafiny :
Soanala Coralie sy Rianala Angélie

Ny iray tampo aminy :
RANDRIANARISAONA mianakavy

Ny iray tampo amin’vadiny :
RAZAFINDRABE Andriamampihavana mianakavy
Zaza navelan’itpkl RANDRIAMANAJARA Emile mianakavy
Zaza navelan’Itpkl RAKOTOARISININA mianakavy
RAZAFINDRAMARO François Jocelyn

Ny fianakaviana manontolo Imady sy Fandriana :
Ny tera-dRAINILAIMANGA manontolo fokontany Marofotora –Analavelona
Ny terak’IHASOA Analavelona sy TSIVAVENA Antsinanana (Befoza, Ilampy, Ambalandrehevo, Andranolava)
Ny tera-dRakotoarisaona Alexis (Andranovondrona –Fiadanana- Fandriana)
Ny fianakaviana manontolo any am-pilàna ravinahitra
Ny mpiara-miasa rehetra sy ireo tapaka sy naman hatramizay (Ministère de l’Agriculture sy ny Faritra Amoron’i Mania)
Ny Fiangonana FJKM Madiolahatra Ambositra sy Madiorano Imady
Ny Fokontany Ankarefo Vatovory

Ny nofony dia ao an-tranony Ankarefo – Vatovory
Hiainga ho any Analavelona Imady ny Alakamisy 7 septembre @ 9 ora maraina
Fanasitrihana eny amin’ny fasan-drazana Analavelona ny Zoma 8 septembre

“Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko ; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra.” Salamo 103 : 2

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS