Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay, no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay
RAJOELISOA Noro Razafitsara
Teraka RAMAHOLIMIHASO
Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alahady 9 Septembra 2018 teo amin’ny faha 55 taonany.
Hoy :
Ny iray tampo aminy :
RAJAONERA ANDRIAMBELO Hanta sy Fredy
RAMAHOLIMIHASO RANDRIAMANANTENA Nivo
Ny fianakaviana avy amin’ny vadiny :
Itpkl RAJOELISOA Maurice
Ny zana-drahavaviny :
LE BRAS Aina sy Yann
RAJAONERA ANDRIAMBELO Lova sy Harinandrianina
RABEFANIRAKA Tantely sy Ando
RAJAONERA ANDRIAMBELO Ando
RANDRIAMANANTENA Tiavina
RASOLONIRINA Anjaraniaina
Ny havany :
Terak’Itpkl RAMAHOLIMIHASO Andriamihaso
RABEMANANTSOA Marcel sy ny zanany
RAMAHOLIMIHASO Madeleine sy ny zanany
Terak’Itpkl RAMANANDRAIBE Jean
RAMANANDRAIBE Irène sy ny zanany
Terak’Itpkl RAMANANDRAIBE Daniel
RAMANANDRAIBE Marcel sy ny zanany
Terak’Itpkl ANDRIAMIHASO
Terak’Itpkl RABEKORIANA sy RAMIADANA
Taranak’i Dokotera RAMPARISON François-Xavier
Ny fianakaviana manontolo
Ny Fokontany Alakamisy Anosiala
Ny Fokontany Tsaralalàna
Ny Fokontany Ankadikely Ilafy
Ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato
Ny razana dia hiala ao Tsaralalàna, 11 lalana Indira Gandhi, ny Alarobia 12 Septembra.
Ny fanomezan-boninahitra an’Andriamanitra dia hatao ao amin’ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato amin’ny 12h30, mialoha ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ankadikely Ilafy.
« Fa ataoko fa ny fahoriana amin’izao andro ankehitriny izao dia tsy tokony hoharina amin’ny voninahitra izay haseho amintsika » (Romana 8 : 18)