Zazavavy olon’ ny finoana, nafà na fo tamin’ ny fanompoana ny Tompo sy ny fampianarana ny tenin’ Andriamanitra tamin’ ny ankizy. Nanao ho zava-dehibe ny fitiavana ny ankizy.
Herintaona izay no nandaozanao anay ho any amin’ ny Ray. Nefa tsy ho hadinonay fa velona ao am-po mandrakizay.
DADA sy NENY
HASINIAVO - MIRANTO - MIANTSA
DADATOA EUGENE sy NENITOA VERO
Ny Sekoly Alahady sy ny Fiangonana manontolo
« Izaho dia ny ho akaikin’ Andriamanitra no mahatsara ahy ».
(Sal. 73/28)
Mbola maneho ny fisaorana ny Fiangonana hatrany izahay tamin’ ireny fiombonana sy fiaraha-miezakany zavatra rehetra ireny.
| L | Ma | Me | J | V | S | D |
|---|---|---|---|---|---|---|
| 1 | 2 | 3 | 4 | |||
| 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 |
| 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 |
| 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 |
| 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |