::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 20h44  :  14°C  :  Clair de lune et nuages épars
jeudi 2 septembre 2010
 

 > Malagasy

AKFM

Nanome tsiny ny mpanohitra

mardi 1er juillet 2008, par Naivo kely

Ny tsy fitoviam-pijery sy ny fizarazarana no tsy ahombiazan’ny tolona atao eto. Tsy mahagaga raha mahazo laka amin’izay tiany atao ny mpitondra. Aoka mba ho raisina ohatra ny ataon’ny mpanohitra atsy Zimbabwe. Io no nambaran’ny sekretera Jeneralin’ny antoko AKFM, Rakotomanga Erick tao amin’ny Aceem Radio ny alahady atoandro teo.

Ny firosoana amin’ny fifampidinihan’ny hery velona rehetra tsy ankanavaka eto amin’ny firenena no maika. Raha toa ka mbola samy manao be marenina eto isika mianakavy, dia vao maika ho latsaka any anaty haizina ity firenena ity. Ny fandinihana ny lalàm-pifidianana izao no maika, satria io no fototry ny olana eto. Izay kely vola eto, dia tsy tafita amin’ny fifidianana hoy ny AKFM, ka tsy ho gaga ny maro raha tsy mahita olom-boafidy ao amin’ity antoko ity, satria mandia fotoan-tsarotra izy ireo. Na eo aza izany, dia tsy miova kosa ny foton-kevitra hijoroan’ity antoko ity, dia ny ady amin’ny jadona sy ny tsy fahamarinana, ary ny hampanjaka ny fandriam - pahalemana.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

juin 2008   juillet 2008   août 2008
L Ma Me J V S D
  1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30 31      
 
Le Petit Futé

 

  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 248  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360