Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 05h37
 

Répondre à un commentaire

27 mai 2023 à 18:50 | Saint-Jo (#8511)

Tiens ! Ce post n’est pas spécialement fait pour ne pas être intraduisible en français ! Car non écrit en style jomaka !

’Tony fisandohana ’tony anie dia toetra isan’ny mahafoza ny foza e !

Efa nosandohan-dry lerony fa hoe "mainty molalin’ny ny ESCA etsy Antanimena i DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto !
Tsy fantatrin’ny mpisandoka anefa , fa mampiseho palmarès isan-taona anie ny ESCA .
Kanefa tsy hita anatin’ireo palmarès ireo akory izay anaran’i DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto .
Dia mbola nidrikina foana ihany ry be-sy-leo foza femelles couillues anti ambaniandro Isandra isany , fa tena mainty molalin’ny ESCA marina mihitsy hono io DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto io , fa ny dimbaka no mialona .

Dia olona iray tany Toliara [noteren-dry Deba hiala teo @ ESCA mantsy i Romain ka nasainy nisitaka nakany Toliara] ,
dia olona iray tany Toliara izay no nilaza teto fa tsy tao amin’ny ESCA izany mihitsy akory ’ty DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto ’ty !
Izay vao nijanona ilay fihamboan-dry be-sy-leo foza femelles couillues anti ambaniandro Isandra momba iny fisandohana ny ESCA iny !

Dia izao indray izany , misandoka ho kateka 6e dan ’ty DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto ’ty !

27 mai à 15:35 , Besorongola (10635)
LE COMBLE DE LA RÉCUPÉRATION.
MR HO PROMU AU GRADE DE 6ÈME DAN DE KARATÉ .
L’assistance a copieusement sifflé l’événement pendant que MR Ho supplie le silence.

Comments :
Ka ’zay indrindra anie no itovian’ireto racistes vils colonialistes attardés ireto toetra amin’ity DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto ’ty e !
Ka mahatonga ireto racistes vils colonialistes attardés ireto mihambo tena ho ’’fransés’’ sy ho diplômés bac A littéraire !
Kanefa hita be izao amin’izay soratan-dry lerony eto , fa tsy mahafehy teny frantsay , tsy mahay ny Tantara sy ny kolo ary ny fomba amam-panao any France akory ry lerony !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS