Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 01h25
 

Répondre à un commentaire

27 mai 2023 à 12:06 | Saint-Jo (#8511)

Les racistes vils colonialistes attardés ne sont pas obligés de lire ce post .
Ils n’y compredront rien !
Ce post est intraduisible par tous les systèmes numériques du net !
Car je l’ai voulu ainsi !


Ny akama koa anie mba afaka misonia io resak’etotra rehetra io e !
Hisonia ohatra hoe :
ahetry amin’izay Ambohijanahary ,
na koa hampiterahana amin’izay Ambatobevohoka !

Tsy adinoina fa ’ty DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto ’ty dia tsinona akory fa saribakolin’ny fanjanahana !

Ary ny mpanjanaka dia tsy manan-tsaina hafa tsy ny hibako ’zay rehetra azony bakoina any amin’ny vovon’olon-kafa maneran-tany !

’Tony karazam-pifanarahana arahina reny vola ataon-dry lerony sonia ’tony koa , dia tsinona akory fa fibakoina fotsiny izao ataon-dry lerony ireny reny drala ireny !

Tsy odiana tsy kobo fa fibakoina drala avy tany amina Tavaratra iray no tena fototra sy loharanon’ireo fiakarana fitsarana ireo , izay mahazo an’ilay filoha taloha an’ny tsotsoka ’zay nanosika an’io DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto io ho eo amin’io toerana io !

Ireto racistes vils colonialistes attardés autoproclamés « fransés » qui ne maîtrisent pas le français tonga eto amin’ito serasera ito ireto , dia efa hatrin’ny ela no kobo fa mpisolelaka an’ilay DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto.
Te higalabona eto amin’ny vovon’ny galasam toy ny figalabonan’ny mpiremby harena ambovon’olona tamin’ny fanjanahana taloha ry lerony.
Dia ireo izy nanala saron-tava ireo , ka tsy mpisolelaka fotsiny an’ilay DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto fotsiny intsony , fa niofo ho mpisolela-dyvo mazava an’i DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto ireo mitsiny !

Ka ’zay indrindra ry akama isany no ilazana hoe :
ny wagner Rosiana sy ny Shinoa, raha manampy handevonana tanteraka ireto « racistes vils colonialistes attardés » mpilela-dyvon’i DJ bac-3 Rajoelina faikam-boto ireto , dia arahaba soa , arahaba tsara !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS