Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 02h36
 

Répondre à un commentaire

25 mai 2023 à 15:55 | pisokely (#9950)

vakio tsara ny soratrao ry isandra.. fa vaky bantsilana hoe mangalatra zany i rajoel.. ihany no mibitaka hoe 5 400 miliara.. ampio ny sonia trosa isan andro.. firy miliara zany no volany fanjakana malagasy ? raha ny voalazanao, dia i mada no tokony firenena manambola indrindra eto afrika.. nefa ny mifanohitra no hita.. fadiranovana ny gasy.. miara mahita an izany daholo zay nandalo tany mada, na gasy io na vazaha io, na sinoa na karana.. mahantra be ny gasy.. ka nankaiza daholo aza ireo vola tanisao ireo ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS