Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 03h19
 

Répondre à un commentaire

23 mai 2023 à 09:35 | Yet another Rabe (#4812)

Miharahaba ny rehetra,

Sssh...., JIRAMA mitovy toa ny fiainan’ ny madagogoketraka tsy maty tsy velona, fa mitsilopilopy lalàndava.

Amidio tanteraka na ataovy « concession » @ ny sehatra tsy miankina izy io, satria ny tsy miankina mahay mampijoro sy mamelona ny tenany.

Fa raha mbola miankina @ sehatra ara-panjakana madagogovendrana, dia toa ny miankina @ hazo bobo eo amoron-tevana.

Mankasitraka

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS