Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 01h28
 

Répondre à un commentaire

25 janvier 2023 à 12:52 | rawera (#10329)

Salama namako ô,
Film tsy mbola nisy toy ity hatramin’izay nihinanana mangahazo. Mifanebaka imasombahoaka, mantamanta vava, mifanatsatso, .... Prezida ô ! Ahoana ihany izy ity e ? Tena tsy voafehinao mihitsy ny olonao a !!!! Zao ndray ianao no handramany omena baiko ! Tsy misy mandeha amin’ny laoniny an !!! Jiolahimboto ! Zany no tenina solombavambahoaka ! Mitonona toy ny lolo fotsy e. Dia angamba izany mihitsy no iantsoana ity fitondrana ity (tena ialako tsiny fa toetra mamoafady e) Hoe jiolahimboto ireto ! Raha tsy tianao izany dia mandini-tena dia ovao ny famindra. Hoe 2ème mandat ve ? Asa ô, acha ô !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS