Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 15h07
 

Répondre à un commentaire

22 septembre 2022 à 10:31 | arsonist (#10169)

Hita ho’aho fa tsy mahavoa teny français mihitsy ’ty ’’ATAVIZO" autoproclamé fransé ’ty,
sady tsy mahay mamaky anaran’andro sy hora !

Efa omaly alarobia tolak’andro no nasehoko teto ireto vaovao ireto,
kanefa dia tsetsoka ery ’ty raciste anti miséreux « ATAVIZO » ’ty izao ampitso alakamisy izao fa hoe tsy mahalala vaovao hono ny dimbaka !
Kanefa zahao ny andro ny hora sy ny mpampita vaovao omaly :

https://www.madagascar-tribune.com/Andry-Rajoelina-a-l-ONU-la-restitution-des-iles-eparses-au-menu.html#forum512211

https://www.madagascar-tribune.com/Andry-Rajoelina-a-l-ONU-la-restitution-des-iles-eparses-au-menu.html#forum512212

Tsy jamba anefa ’ty "ATAVIZO’’ ’ty !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS