Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 17h58
 

Répondre à un commentaire

5 août 2022 à 09:52 | Ibalitakely (#9342)

Izany eo ihany, fa ity misy hira efa ela be [tsy haiko ny mpamorona azy] izay omeko eto ny tonony ka samy hafaka mikaroka ilay hira tena izy. Mazotoa mikaroka & mihaino, Ibal’.
Ra-ôtaobisy [autobus]
Mahagaga izato ianao ra-ôtaobisy,
Manao taingim-be kanefa tsy bedin’ny polisy e !!
Nefa kosa rapapango [taxi brousse] raha manao izany,
Dia voatsokan’ny sifle an’ny polisy.

Mahagaga izato ianao rateveplisy e,
Mitatasika kanefa tsy tezitra ry Rakrisy ô !!
Nefa kosa ra-MBS raha manao izany,
Dia tsy mahazo mandeha amin’ny kanalipilisy.

Mahagaga izato ianao ra-friniozy an,
Izay lazainao kanefa eken-dRakotondrazafy e !!
Nefa kosa ra-IBC raha tia manao tahaka izany,
Dia tonga manao cagoules ny GSSIS.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS