Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 15h44
 

Répondre à un commentaire

4 août 2022 à 10:56 | lé dezertera (#11352)

Mitohy ny werawera !
Dia amin’izay mivoaka ny sarin-dRainilainga miaraka amin’ireto tanora.
Mba inona anefa no mba fanatsarana ny fanatanjahantena nataony ankoatran’ny stede manara-penitra ? Sa eny amin’ireny stade ireny no miofana sy miomana ny manao judo sy ny fonjam-by ?

Ny tena mahatalanjona dia tsy misy ka toe-javatra ataon’ity Rainilainga ity na iray aza ka tsy miteraka fitsikerana.
Dia kitoatoan’olona marina tokoa.
Izay ve ilay fahaiza-mitondra firenena tatatatain’ilay kaondrana dondrona mpilelaka mpisolelaka an-dRainilainga faikam-boto mpivarotra tanindrazana mpampijaly ny Ambanilanitra ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS