Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 07h57
 

Répondre à un commentaire

4 août 2022 à 17:37 | pisokely (#9950)

le dezerta
marina ny voalazanao.. saingy ny toe andro efa niova.. raha mbola olona vitsy tsy misy vondrona no hitarika, dia tsy ho lasa satria efa lo hatraminy fotony ny toe tsaina.. mahery ny vola e ary ny mpamadika no betsaka. ... amiki, tokony hanamboatra vondron olona aloha.. miara mikoan doha, ho hita eo zay mpamadika... ary vondron olona manangona vola satria ny vola no fitaovana voalohany.. raha miara mamindra io vondrona io na dia tsy mitovy saina aza, dia mino aho fa mahomby.. zay tsy mety miara mamindra, dia esorina avy hatrany.. hitombo hery tsikely kely.. raha handeha amin zao ianao, dia vitan dry zareo no mamono.. raha vondrona, dia afaka mitady fitaovana hiarovana tena.. ary hisy hanaiky ho gadrana sy hovtofirina fotsiny zao.. samy lehilahy nosoran dreniny menaka

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS