Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 13h58
 

Répondre à un commentaire

4 août 2022 à 13:35 | pisokely (#9950)

marina izany le kope.. saingy ataoko fa tongotra ambian dakana izy ity ka tonga aminy fotoana tsy maintsy hanapahana hevitra.. simba ny firenena, ary isika dia tsy afa manoatra satria tsy any an toerana... raha misy olona mahavita hitolona, dia aleo ampiana izy.. maha mafy ny moraliny ny hoe, misy gasy mba mahatsiaro ary vonona hanoana.. tsy hitady seza, fa mahatsiaro tena hoe verycny tanindrazana.. ataoko fa raha mitambatra ny rehetra, resy ireo jiolamboto ireo.. mety hisy hanodina ny fanampiana.. fa tsy hijery afa tsy ny tanjona isika.... tsy maintsy vondron olona vonona any mada no mety ahavita hiady amin ireto foza ireto.. saingy fantatra fa tsy ampy vola sy tohana ny gasy any, ka resy tsy miady manoloana ny volany foza

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS