Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 11h01
 

Répondre à un commentaire

4 août 2022 à 11:06 | lé dezertera (#11352)

Fampatsiahivana fohy dia fohy :

- Volamena, 74kg, 36kg, 49kg (niniana ho ireto no nosoratana, hampatsiahivana fotsiny fa taralila Rainilainga) : F’aiza ny tohin’ireo afera ireo ?

- Kajy manara-penitra :
16 + 3 = 18, 10 x 100 = 10.000, 100 - 15 = 89, 34 - 10 = 34
Dia olona manana lanjam-pahalalana ambanin’ny kilasy fanombohana ve tompoko no ekentsika hitondra ny firenena sy ny Ambanilanitra efa ho 30 tapitrisa loha ?
Raha tsy ekentsika ary dia esory ary aza mametra-bato na iray ho an’ny dondrona toa izany.

- IEM, PEM, Plan Marshall sns sns ...
Aiza marina no tena izy ? Inona marina no politikam-pampivoarana entin’ity fitondrana ity ?
Toa voambolana mipaopaoka fotsiny fa ny tohiny AOTRA boribory.
Aiza ilay Fondation RAINILAINGA ?

Ampahany fohy fotsiny ireo kanefa dia ahitan’ny maro taratra fa diso làlana tanteraka i Madagasikara entin’ity Rainilainga ity any amin’ny mangitsokitsoka.

Mitsangana ry tanora
Mitsangana k’aza manan’ahiahy
Izao no andro sady ora
Mijoro sahia tokoa ho lehilahy !

Hombanao izaho Fehiloha Mena e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS