Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 09h11
 

Répondre à un commentaire

4 août 2022 à 09:42 | arsonist (#10169)

Ho - ho - ho - hoooo !
« OPTIMA BUSINESS » an !
Tatatanta an !

Iza indray moa no tsy mahalala fa tena raitra ireto foza ireto amin’ny taranjan’ny maths momba ny « Optimisation » sy ny « Optimal Control » ?

Efa hatramin’ny taona maro izay no nanombohana nampidirana ny notions voalohany indrindra momba azy ireo ao amin’ny taranja maths any aminy classe de 3e [manomana ny brevet des collèges] eto Andafy.
[« Notions » fotsiny hoy aho an ! Fa ny tena « mafy » dia miandry taona maro aoriana ! Satria tsy « équations » no tena maro lalaovina ao fa « inéquations » , izay manavanana be mihitsy ny foza , fa indrindra moa ilay DJ bac-3 faikam-boto Rajoelina izay malaza ho kinga be amin’ny fitantanana orinasa ! ]

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS