Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 août 2022
Antananarivo | 21h03
 

Répondre à un commentaire

24 juin à 16:53 | Ra-Jao (#282)

Toa misy anarana efa votonona any @ io halatra volamena io tao @ ny mines
Fa nahoana ny BIANCO no tsy mandefa convocation, kanefa mailaka ery nampiantso an-dRivo Rakotovao izay nizara prime avy @ ny ambin’ny teti-bola tsy lany izay fanao @ handrim-panjakana rehetra ?
Dia mba ahoana no tsy hiheverana fa voavidy vola daholo ireo fahefana telo mandrafitra ny handrim-panjakana : exécutif, mpanao lalàna, ny fitsarana, eny fa na dia ny HCC izay voararon’ny lalana tsy ho voahonzongozona mihintsy aza. Dia ho gaga ve isika raha hisy indray ny valifaty raha tsy tafaverina eo intsony ireo, satria mibaribary loatra ilay 2 poids 2 mesures afatsy eo imason’ireo fanatika ! Et ce sera l’éternel recommencement, kanefa ny malagasy dia tsy mitsahatra mirorona any @ fahantrana !

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS