Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 août 2022
Antananarivo | 22h04
 

Répondre à un commentaire

23 juin à 10:02 | Isandra (#7070)

Ny bainga mivadika agny aminay aloha tsy maintsy holazaina :

"Tokantrano miisa 13 450 ao amin’ny distrikan’ Ambohimahasoa sy Isandra, faritra Matsiatra Ambony izay nisitraka ny tetikasa Haraton’aina no tafavoaka tamin’ny faharefona lalina ankehitriny raha ny fampitam-baovao avy amin’ny minisiteran’ny Mponina.
Mahaleotena izy ireo amin’izao amin’ny fanabeazana ny zanany sy ny famokarana betsaka manara fenitra. Tamin’ny alalan’ny vatsin’Ankohonana sy ny Asa Avotra mirindra no nanohanan’ny fanjakana azy ireo.
Nisy araka izany ny Foara Mampiray nokarakarain’ny minisitera sy ny FID nanaovana varotra fampiratiana ny vokatr’izy ireo.
Nandritry izany no nanolorana mari-pankasitrahana sy fitaovana enti-mamokatra ary masom-boly azy ireo."

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS