Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 00h26
 

Répondre à un commentaire

20 juin 2022 à 14:41 | Besorongola (#10635)

AVEU DE FAIBLESSE, MR HO S’AGITE DANS TOUS LES SENS TANDIS QU’EN FACE, LA FORCE TRANQUILLE S’ORGANISE.

🆕VAVAKA HOAN’NY TANINDRAZANA - NIAVAKA NY OMALY : NY FFKM TENY ANALAMAHINTSY NOTRONON’IREO MPANAO POLITIKA AVY AMIN’NY FANOHERANA, - NY FITONDRANA KOSA TENY MAHAMASINA
⭕️Maro be ny fanontaniana manitikitika ny saina fa ny tena goavana dia ny hoe : efa tena voazarazara tokoa ve ny Malagasy ? Maninona no tsy natambatra ? Fa nahoana no samy maka ho azy raha samy hivavaka hoan’ny Tanindraza ?
⭕️Akoatr’izay : tsy nahazo fanasana avy amin’ny mpitarika ny FFKM ve ny fitondrana sa koa hoe tsy nahalala sa inona no tsy nahatongavany ? Sa ve ny fitondrana no tsy nampahafantatra ny FFKM ilay hetsika natao teny Mahamasina ka nahatonga ny FFKM ho nanao ny azy manokana ?
⭕️Anisany hirahiraina eto amin’ny Firenena ny maha Raiamandrena ara-panahy ny FFKM sy ny maha tompon’ny fahefana ara-môraly (autorité moral) azy ary hatramin’izao dia mboal zanaky ny fiagonana foana ny mpitondra nifandiny kanefa mbola to teny amin’ny zanany ve izy ?

#madagascar global news

https://www.facebook.com/107504968648498/posts/pfbid02ZPhxE69a7LLc4L9fLWmGgd38YJAd3H9No792sHt5LjHa5VixxtTQof7VmXZy18f1l/

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS