Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 07h56
 

Répondre à un commentaire

9 juin 2022 à 17:52 | Shalom (#2831)

Promesses de Rainilainga surnommé Mr Ho - Phase II :

 Mandeha tsy an-kiteniteny mivoaka any ivelany (vita vakisiny miafina ve ?)
 Raharaham-pianakaviana alohan’ny raharaham-pirenana
 Fondation AKBARALY
 Antotan’isan’ny covid-19 - vata-paty varotana amoron-dàlana
 Fitaterana marary amin’ny sarety sy bisikileta
 MBS : notapahina ny fifanarahany tamin’ireo orin’asa telo tsy miankina
 Ireo mpikaraman’ady « serbes »
 Kianjan’ny Demokrasia
 26 janoary 2009
 07 febroary 2009
 Gadra tany Farafangana
 Fitaovam-piadiana naiditra antsokosoko
 Ireo gros bras vahiny (mercenaires)
 Ilay fiara Escalade naiditra an-tsokosoko
 Miaramila tany Amparafaravola
 Resaka Rolly Maercia
 Volamena tatsy Morisy
 Volamena tatsy Comores
 Satro-boninahitra Ranavalona
 Fanodinkodinana ny fanampiana COVID-19
 Ny vidin-tsolika
 Ny delestazy
 Ny rano maloto
 Orinasa madinika mpanao làlana tsy voaloan’ny fitondrana ny volany
 Tifitra ny 18 febroary, mpianatra maty tatsy Toamasina
 Varotra ny Nosy Mitsio
 Fifanekena amin’ny sinoa
 Vy any Soalala
 Tsy fandoavana ny vatsimpianarana 4 volana miampy fitaovana ho an’ny anjerimanontolo
 Ny GRAPHITE tsy hita izay mba nahasoa ny vahoaka malagasy
 Ny Hazan-dranomasina lasan’ny vahiny ka mivanaka ny mpanjono malagasy

Avy amin’ny namana « poiuyt (#584) »

1- Doublon, vitavita ho’azy
2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
6- Ambilansy covid ????????????

Avy amin’i lé kopé (#10607) :
Ny famoahana ny voafonja tsy voatsara ...
Ny 2 septembre à 15:26 | lé kopé (#10607)

 Fampanantenana ny amoahana ny Gadra tsy voatsara, ary fanalana ireo mpiambina izay voky @ fahoriany sasany sy ny Kolikoly.
 Fanomezana lohana lamasina, izay tsy mandeha aradalana, fa sisany avy any ivelany, ka ny lohany mitarika ary ny aty aoriana atao fiaro (frein).
 Lalana RN 42 Fianarantsoa Ikalamavony, izay sompitra misy @ fambolena.