Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 07h54
 

Répondre à un commentaire

15 mai 2022 à 02:32 | Doda (#11335)

Tohin ny @ ny Rainingory

Momba an Shalom

Izao no zava-misy ary zava-misy ihany

Folo taona lasa izay dia nisy izany SERASERAMALAGASY infandraisan ny Malagasy eran=teny

Malagasy nipetrka tany Kenya no tompony

Forum Magasy izany ary dia teny Malagasy ihany no azo ampiasaina

Nisy olona nitolotena hoe JIOSY ary dia Rajiosy no Psudonym Eny Rajiosy no Psudonym nofidiany ho azy
Arty dia toa mirehareha tokoa izy fa Jiosy hono izy

Ny tena anarany dia Rakoto,,,,,,,,Bari..........Shalom .....Nosy
Nianatra tany Toulon hono izy fa mpiatsambo angaha
Notantarainy anay koa fa izy dia efa tany @ny Nosy Sainte Helene nijery ny fasan i Napoleon

I PetaTsanga no niantsony ny Prezida Rajoelina Nanongampanjakana

Maty tanterka io SERASERAMALGASY io Tsy misy intsony

Akory ny hagagako fa misy izany Shalom izany mandray anjara !ny Forum Madagascar-Tribune

Teny Hebrio io Shalom io ary tena noheveriko fa io ilay Rajiosy Folotaona lasa

Gaga satria Mitsy ady no ataon io Shalom io hoy izy hoe IANAREO KRISTIANINA IANAREO KRISTSINIANINA Provocation no fahitako izany Te hiady na hifandahatra @n Kristianina izany ity
Shalom ity

Hitako koa tany @ Moov fa misy olna atao hoe Israel no psudo ny Amiko dia olona irey ihany

Na ilay Rajiosy na i Shalom na Israel

Fantatro koa fa Dechu de la Nationaliye Francaise io Shalom io ary Interdit de Sejour any France

Ny Nationalite izany sisa Dia Malagasy sy Israelienne azy 2 izany no nationaliye Shalonm izay antsoko hoe Rajiosi Shalom
Izy miatsy ady @ny Kristianinina io no tena tsy laitrako aminy Sy izy manopa olona
izay tsy mitovy hevitre aminy Antsoiny hoe Petirt c.on Tsy ampy solaitra Adala sy rsy misy loha

Izanyy ve dia mba toetre maha te hotia
Manao attaue Pesonnelle izy eto @ Forum Tsy dia ady hevitra no ataony fa manao attaque Personnelle Tsy maha te ho tia ny olona tahaka izany Na iza na iza manana izany toetra izany
dia tsy maha te ho tia izany Na JIOSY NA KRISTIANINA NA ISLAMO
Ko lviko tanterka ny filazanao hoe izaho tsy tia Jiosy Na jiosy Ratsy toetra ve dia ho Tivina Manjika Kristianina Dia maha te ho tia ve izany na Jiosy aza ? Tsia ny valiny avy amiko ary ho ysia lalandava

Izy ary koa dia veloma Raingory eh

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS