Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 16h59
 

Répondre à un commentaire

15 janvier 2022 à 09:54 | Vohitra (#7654)

Raha vao mikasa ny hanao tatitra amin ny vahoaka mpifidy ireo solombavambahoaka mpanohitra, dia inoana fa miakatra ho azy indray ny tarehimarika avoakan ny antontanisa ofisialy !

Vanimpotoana mampirongatra ny aretina tazomoka ihany koa ankehitriny, tazomoka izay tena aretina mandavo sy mandripaka olona marobe isantaona, ny mahagaga dia toa tsy misy tarehimarika mikasika izany avoakan ny tatitra ara-panjakana.

Etsy andaniny, aiza ho aiza ilay tatitra ofisialy amin ny antsipiriany notakian ny vondrona eoropeana nandritry ny « dialogue politique » farany tamin ny desambra 2021 mikasika ny fampiasana sy fandaniambola momba ny vola fanampiana nentina niady tamin ny Covid-19 nampindramina sy nomen ny sehatra iraisampirenena ?

Hentitra sy mazava ny fitakiana io tatitra io avy amin ny masoivoho DCEM miasa eto Madagasikara !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS