Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 10h03
 

Répondre à un commentaire

14 janvier 2022 à 10:29 | Vohitra (#7654)

Fihaonana inona hono no mba heverin ity polisy frantsay misotro ronono ity izay nomena hisahana ny raharaha ho an ny vahiny ao anaty fanjakana Malagasy e ?

Polisy frantsay toy azy ve moa tsy natao hiaro hatrany ny tombontsoa frantsay e ?

Dia iza no mba hofitahan ity vazahabe fotsy takolaka ity e ?

Izy roalahy mitovy anarana samy mpanompon i sarkozy ireto mamitaka sy misoloky ny Malagasy 27 tapitrisa ireto e !