Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 23 mai 2022
Antananarivo | 14h52
 

Répondre à un commentaire

14 janvier à 10:17 | Vohitra (#7654)

Dia tafaverina izany izao izy roalahy ireto rehefa avy nivezivezy in-11 nitatitra volamena nivoaka avy eto Madagasikara...

Dia ny anaran iza no hotondroin izy ireto fa mpaniraka sy mpibaiko azy ?

Dia inoana avy hatrany fa ireo izay rehetra manelingelina ny fanondranana antsokosoko no ho voatanisa eo !

Raha tsy hoe lasa marary tampoka vokatry ny " fiovan ny toetrandro " izy roalahy ireto ka dia lasa moana sy marenina...

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS