Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 09h41
 

Répondre à un commentaire

24 novembre 2021 à 20:17 | Mahitsy (#11156)

Tsy anisan’ny voahasa amin’ny ilay fihaonana momba ny demokrasia i Madagasikara (lisitra ao amin’ny dep d’Etat amin’ny teny anglisy) nefa ao ireo rehetra eto amin’ny ranomasimbe indianina fa maninona ? Ao ry Maorisy sy sesely, ry malidiva....110 ny firenena hanao ilay fivoriana ,ao koa ry senegaly ry nizera .
Fa maninona isika no tsy anisany ? i sinina , birimania, rosia koa tsy ao

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS