Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 19h06
 

Répondre à un commentaire

14 octobre 2021 à 12:10 | rawera (#10329)

Eny e ! Efa tsara aloha ny misokatra e, fa ahoana ? Aminay aloha, avereno ny fiara tsy miasa. Tazony ny 02 tsara.
Fa hono ho’a e ! AIR MAD sy TSARADIA ve mba efa manana DG e (amin’ny aviation moa, DR na Dirigeant Responsable (mira lenta amin’ny DG zany) no fiantsoana azy e, fa tsy misy antony izany) fa mampalahelo fotsiny izany tsy tena misy mpitarika izany ? (Azafady e, mba tsirio anie dia hitanao e sy tsapanao, ny mizana mitanila. Miendrika « risoriso » a !!!!. AIR MAD anie tokony ho fitaratra ho an’ny Compagnie madinika e nefa jereo...fary lava vano, ny lohany indray no matsatso sa ahoana ? Very fanahy mbola velona ny mpiasa ao.
mahereza e

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS