Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 12h30
 

Répondre à un commentaire

14 octobre 2021 à 19:23 | arsonist (#10169)

Filorilizina vakana atohitohin’ilay l’Anticaste efa mitorin-doha
sady fanahy anaty-vodin’omby-vavy !

>> 14 octobre à 16:33 | ANTICASTE (#10704)
(i) >> Quand le mérina t’insulte c’est qu’il est a cour d’argument sérieux !
>> Il démontre ainsi toute sa faiblesse ,soit dit en passant nous le savions déjà !

Valiny : Izay marina tokoa ! Dia « manalika aloha , dia manakisoa indray avy eo » ry lerony !
Dia valiana vovon’alika sy kiakiakana kisoa ry lerony ! Dia ry lerony indray no tezitra be ! Kanefa izay nolazain-dry lerony fotsiny ihany no avaly an-dry lerony !

(ii) >> Je conseille à Macron

Valiny : Fanahy-anaty-vodin’ny-omby-vavy izany no hanoro hevitra ny Prezidan-dry lerony e !

(iii) >> Zemmour le Berbère entretiendra cette discorde !

Valiny : Zemmour aloha dia Jiosy sefarade avy any Alzeria ! Marina fa izy io tokoa no mampisara-bazana an-dry lerony ! Porofon’izany ireny nitranga tany Corse tamin’ny farany herinandro lasa teo iny . Lako re izao nifanaovan’izy samy izy mpiray firenena izao ! Lako re izao !

(iv) >> Zemmour à 18/20 % c’est confirmé ,il sera au deuxième tour ! Quel bonheur !

Valiny : izay marina tokoa ! Dia efa tokony hiomana amin’ny fifilakoana izany ry lerony samy ry lerony dieny izao ! Fa izaho kosa indray amin’izay dia hanisa ireo izay voa ao andaharan’ny andaniny , sy ireo voa koa ny ao andaharan’ny ankilany !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS