Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 08h55
 

Répondre à un commentaire

14 octobre 2021 à 14:18 | arsonist (#10169)

Houuu - houu - houu !
Mijaly fadiranovana aho eto Parisy !

Rehefa mitondra fiara aho eto dia mitomany be mihitsy !

Rehefa misakafo any amin’ny restaurants ery Montparnasse sy eny amin’ny Quartier Latin sy any amin’ny toeran-kafa aho dia tsy mahatelin-kanina .

Rehefa miaraka amin’ireo Frantsay namako aho dia mifanditra sy mifamaly be mihitsy izahay.

Rehefa mandeha mijery baolina na sinema na teatira na lanonana hafa aho dia tezitra be mihitsy .

Ato antrano aho dia manjoretra !

Tena mijaly be mihitsy aho eto Parisy !

Houuu - houuu - houu !
Snif - Snif !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS