Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 01h25
 

Répondre à un commentaire

14 octobre 2021 à 12:33 | arsonist (#10169)

Momba ireto matin-kambo milaza tena fa expat’ tany sy any Madagougou ireto dia izao e !

Raha alaina an’eritreritra tokoa ary fa , atsy ho atsy dia hitranga marina
1.ny fifanandrinan-dry zareo samy ry zareo any Frantsa [efa namisavisa an’io mihitsy i Zemmour] https://www.valeursactuelles.com/clubvaleurs/politique/eric-zemmour-la-crise-demographique-nous-mene-soit-a-une-republique-islamique-soit-a-une-guerre-civile/
2.ny fanaovana masikita ery amin’ny torapasika any Madagougou ...

Aok’itsia !
Tsy takatrin’ny saina poak’atin-dry fanahy-anaty-vodin’omby-vavy
i l’Anticaste efa mitorin-doha
sy i l’olivier2 mpijirika harena antanin’olona
fa loza tokoa anie raha izay no hitranga e !

Entin’ny loha poak’atiny sy ny fanahy-anaty-vodin’omby-vavy ireo matin-kambo ireo,
ka ahiana hahita izay tsy fahita ny hiafaràny !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS