Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 15h24
 

Répondre à un commentaire

14 octobre 2021 à 12:13 | arsonist (#10169)

Tonga mandoto rivotra eto indray ry fanahy-maimbo-tain’omby-vavy isany :
.i l’Anticaste efa mitorin-doha
.i l’olivier2 mpijirika harena antanin’olona !

Dia mipingapinga manoro hevitr’adala momba an’i Madagougou eto ry lerony ,
kanefa ny firenena himatesany hambo fa azy dia efa tandindomin’
1.ny fasisma
2.sy fanavahana ara-bolon-koditra sy ara-piaviana
3.sy ny vokatrin’ny fanjanahan-tany
4.ary ny fifanandrinana tanteraka amin-dry zareo samy ry zareo iray trano ao !!!

Vao haingana teo iny dia efa nisy iny sahady ny fifanandrinana tany Corse https://www.youtube.com/watch?v=WJ8Y6DNMQy0

Fehiny :
Santatra ambava-rano ary ve iny nitranga tany Corse iny ,
fa ny manetsa be mbola ho avy ?
Loza raha izay tokoa !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS