Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 21h05
 

Répondre à un commentaire

13 octobre 2021 à 12:45 | arsonist (#10169)

(i) Samy somary votsa be amin’ny teny frantsay ireto fanahy-anaty-vodin’omby-vavy ireto :
ry l’Anticaste efa mitorin-doha tanteraka
sy l’olivier2 mpijirika harena antanin’olona !
[Hita soritra mazava amin’izay soratany izany havotsana izany]

Fa tena tsy misy azony mihitsy izay soratana amin’ny teny gasy eto !
Tena zerao manatody mihitsy e !

Samy tsy voan-dry lerony daholo , na teny frantsay ity , na teny gasy ity !

Kanefa dia tonga eto foana ry lerony !
Inona ary no tena anton’izany fahatongavany tsy tapaka eto izany ?

Hééé ! Mety ho voakarama fotsiny ry lerony e !

(ii) i besileo foza femelle couillue isandra dia tondroin’ny maro eto fa karamaina fotsiny ihany no tena anton’ny hatongavany eto !
Fa tsy misy ankaotr’izay !

Kanefa kosa mahazohazo teny frantsay ihany izy io ,
no sady ampy ihany ny fahazoany ny teny gasy !

Na dia izay fotsiny aza , dia manambony an’i besileo foza femelle couillue isandra izany ,
miohatra amin-dry fanahy-anaty-vodin’omby-vavy :
dia ry l’Anticaste efa mitorin-doha tanteraka
sy l’olivier2 mpijirika harena antanin’olona !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS