Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 02h28
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2021 à 20:14 | arsonist (#10169)

Ssss !

Tsy misy fantatr’ity l’olivier2 mpijirika harena antanin’olona sady fanahy-anaty-vodin’omby-vavy ’ty akory
izay antsoina hoe patriote [kanefa manoratra an’io lery] !

I Moussa izay mpiavy avy any Algérie dia tsy any Alger fa eto Parisy !
[Gérald hoy lery , Moussa hoy ny Alzeriana]

Ka dia mba migilabona eto Parisy koa ny akama rehetra avy any antoeran-kafa !

Dia izay no mankarary mafy dia mafy ny fon-dry l’olivier2 mpijirika harena antanin’olona sady fanahy-anaty-vodin’omby-vavy eee !

Ho tapaka lalan-drà eo i lery io ,
noho ity fony mivonto beee noho ny fialonany ity io !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS