Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 01h43
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2021 à 16:47 | arsonist (#10169)

Ho - ho - ho - hooo !

Mivavaka amin’i Gérald Moussa indray i l’olivier2 mpijirika harena antanin’olona !

Gérald hoy ny Vazaha !
Moussa hoy ry zareo Alzeriana mpiray tany fiaviana aminy .

Moussa anefa io vao avy nifanazava tamin’ny Prezidàn’ny evaka frantsay vao teo vao teo io !

Tsy andriamanitra akory izany i Moussa e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS