Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 23h52
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2021 à 16:21 | arsonist (#10169)

Izay soratan’i l ’Anticaste efa mitorin-doha tanteraka ihany no averiko soratana ary koa apihariko eto !

Kanefa dia tsy tatin’ity fanahy-anaty-vodin’omby-vavy ity !
Kanefa anie dia izy ihany no mamoaka azy ireny eto voalohany e !

(i) Alikain’ity l’ Anticaste efa mitorin-doha tanteraka ity aho .
Dia andefasako vovon’alika tokoa lery.
Dia iny lery fa tezitra be ery !
[i besileo foza femelle couillue isandra koa anefa taloha dia nanalika ahy indray mandeha dia nandefasako vovon’alika ; dia tsy namerina nanao izany intsony no sady koa tsy nanome tsiny ahy mihitsy izy : dombo saina kokoa izany i l’Anticaste e !]

(ii) Lazain’ity l’Anticaste efa mitorin-doha tanteraka ity indray fa kisoa aho.
Dia andefasako kiakan-kisoa lery .
Dia iny indray lery fa misafaoka be ery.

(iii) Milaza indray lery fa tsy mahalala ny fanahy frantsay aho satria hono « anaty vodin’omby vavy no ahitàna ny fanahy frantsay » . Dia soratako tokoa ary fa ’’fanahy-anaty-vodin’omby-vavy" ity l’Anticaste efa mitorin-doha tanteraka ity. Dia tezitra be toy ny mahazatra indray lery !

Fehiny :
Dia ozona avy amiko ary ve ny famerenana fotsiny izao any amin’i lery izay lazainy i lery ahy ???

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS