Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 20h26
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2021 à 15:12 | arsonist (#10169)

Tsy misy hafa tsy olona tena voaratra mafin’ny voina iray voatondro
no tsy afaka mampihataka mihitsy mba hanalavitra ny sainy sy ny heritreriny ary ny fanahiny an’ilay voina nanjo azy iny !!!

Indrindra moa fa hoe fanahy-anaty-vodin’omby-vavy ny fanahin’ilay tra-boina !

Ka io no mahatonga an’i l’ Anticaste efa mitorin-doha tanteraka
tsy afaka manadino mihitsy ny voina nanjo azy
sy ny ankizy vavy keliny tsy ampy taona
kanefa bevohokan’ny sasany tany !

Dia io izy mamerimberina eto manome tsiny izay rehetra naha bevohoka ankizy tsy ampy taona.
Hany ka hatramin’ny fanolanana zaza tsy taona ataon’ny katolika sasany any Frantsa aza dia tsy ahoan’ity l’ Anticaste fanahy-anaty-vodin’omby-vavy.
Mbola ny katolika sasany fotsiny anefa an !
Fa izay mitranga any Frantsa ivelan-dry zareo katolika dia tsy voalaza akory !

Izay izy io !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS