Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 13h47
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2021 à 14:28 | arsonist (#10169)

Tena tezitra sy romotra tokoa anie izaho ’ty e !

(i) Ny ankizy vavin’i l’Anticaste efa mitorin-doha no bevohokan’ny sasany tany ho any , dia izaho no manoratra eto isak’izay mihetsika izao ny hatezerako sy ny haromotako ary ny fanenjehako ny Gasy , fa bevohoka mbola tsy ampy taona ny ankizy vaviko !

(ii) i l’olivier2 no mpijirika harena antanin’olona any Madagougou no sady manambany ny tompon-tany izay andevoziny amina karama vary masaka, no sady mibodo tsy mety mody ka miverina any amin’ny tany ihamboany fa azy ,
dia izaho no toindroin’i lery fa te hanao masikita ery amin’ny torapasika ery !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS