Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 01h25
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2021 à 14:05 | arsonist (#10169)

Nanjary maimbo tain’omby tampoka teo ny rivotra eto ry zareo a !

Heverin’ity fanahy-anaty-vodin’omby-vavy l’olivier2 mpijirika harena antanin’olona ity
fa nandrisika ny Gasy ho any Mayotte angaha moa izaho ity ?

Ny fitodram-panjakana sy ny fikambanan’ny tompona orinasa any Mayotte angaha moa
no namoaka filazàna ofisialy niraisan-dry zareo fa
« mandritrin’ny efa-taona hifanesy [tamin’izay fotoana izay] dia handray mpiavy miisa 400 000 isan-taona ry zareo mba hiasa any amin’ny tanin-dry zareo any » ?

Tsy any amin’ny firenena honenan’olona manana fanahy-anaty-vodin’omby mihitsy akory
no tokony andrisihana ho alehan’ny Gasy !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS